Numbers 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro Aho efa naka ny levita avy tamin’ny Zanak’Israely ho solon’ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin’ny Zanak’Israely, koa Ahy ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro efa nalaiko ho Ahy eo afovoan’ny zanak’i Israely ny Levita, ho solon’ny lahy matoa izay voalohan-teraky ny reniny ao amin’ny taranak’i Israely, ka dia Ahy ny Levita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Indro Aho efa nifidy ny Levita tamin’ny Israelita rehetra ho solon’ny lahimatoa rehetra voalohan-teraka aminy; koa dia Ahy ny Levita,
Malagasy Bible 1865
Indro, Izaho efa naka ny Levita avy tamin'ny Zanak'Isiraely ho solon'ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin'ny Zanak'Isiraely: dia Ahy ny Levita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro Aho efa naka ny levita avy tamin’ny Zanak’Israely ho solon’ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin’ny Zanak’Israely, koa Ahy ny levita.
malagasy
Indro, Izaho efa naka ny Levita avy tamin'ny Zanak'Isiraely ho solon'ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin'ny Zanak'Isiraely: dia Ahy ny Levita,