Numbers 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin’ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin’ny tany Ejipta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin’ny Israely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Ahy ny lahy matoa rehetra. Tamin’ilay andro namelezako ny lahy matoa rehetra tany amin’ny tany Ejipta no nanokanako ho Ahy ny voalohan-teraka rehetra amin’i Israely, na olona na biby fiompy; ka dia Ahy ireo, fa Izaho no Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Ahy ny voalohan-teraka rehetra. Tamin’ny andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany Ejipta no nanokanako ny voalohan-teraka rehetra tamin’ny Israelita ho Ahy, na olona izay na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin'ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin'ny tany Egypta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin'ny Isiraely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo; Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria Ahy ny lahimatoa rehetra; tamin’ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin’ny tany Ejipta no nanamasinako ny voalohan-teraka rehetra eo amin’ny Israely ho Ahy, na olona, na biby fiompy: Ahy ireo. Izaho no TOMPO.
malagasy