Numbers 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany an’efitra Sinaia, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay hoe:
malagasy
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay ka nanao hoe: