Numbers 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isao ny levita araka ny fianakaviany; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ny iray volana no ho miakatra no hisainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alao isa, araka ny fokom-pianakaviany, araka ny fianakaviany avy, ny taranak’i Levỳ, ka ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra no isao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ataovy ny fanisana ny taranak’i Levỳ isam-pianakaviana sy isan-tarika avy, ka ny Levita lahy rehetra feno iray volana no ho miakatra no hoisainao.
Malagasy Bible 1865
Alamino ny Levita araka ny fianakaviany sy ny fokony; ny lahy rehetra eo aminy hatramin'ny iray volana no ho miakatra no halaminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isao ny levita* araka ny fianakaviany; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ny iray volana no ho miakatra no hisainao.
malagasy
Alamino ny Levita araka ny fianakaviany sy ny fokony; ny lahy rehetra eo aminy hatramin'ny iray volana no ho miakatra no halaminao.