Numbers 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanisa azy ireo i Mosesy araka ny tenin’NY TOMPO, dia araka izay efa nandidiana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Môizy ny fanisana azy ireo, noho ny tenin’i Iaveh, araka ny nandidiany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nataon’i Mosesy ny fanisana azy ireo, araka izay nandidian’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nandamina azy araka ny tenin'i Jehovah, araka izay efa nandidiana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanisa azy ireo i Mosesy araka ny tenin’NY TOMPO, dia araka izay efa nandidiana azy.
malagasy
Ary Mosesy nandamina azy araka ny tenin'i Jehovah, araka izay efa nandidiana azy.