Numbers 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no zanakalahin’i Levy, araka ny anarany: I Gersona sy i Kehata ary i Merary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanaka lahin’i Levỳ, araka ny anarany avy: I Gersôna, i Kaata ary i Merarỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levỳ: i Gersôna, i Kehata ary i Merarỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Levy, araka ny anarany: Gersona sy Kehata ary Merary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no zanakalahin’i Levy, araka ny anarany: I Gersona sy i Kehata ary i Merary.
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Levy, araka ny anarany: Gersona sy Kehata ary Merary.