Numbers 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto kosa ny anaran’ireo zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: I Libny sy i Simey.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Gersôna, araka ny fianakaviany: Lebnỳ sy Semeì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto kosa ny anaran’ireo zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: I Libny sy i Simey.
malagasy
Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.