Numbers 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany, dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Kaata araka ny fianakaviany dia i Amrama, i Hebrôna ary i Oziela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kehata, araka ny fianakaviany, dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany, dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kehata, araka ny fianakaviany, dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.