Numbers 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao ny anaran’ireo zanakalahin’i Arona: I Nadaba lahimatoa, i Abiho, i Eleazara ary Itamara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anaran’ny zanaka lahin’i Aarôna dia izao: Nadaba lahy matoa, Abiò, Eleazara, ary Itamara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janaka efatra mirahalahy i Aharôna, ka i Nadaba no lahimatoa, ny sisa dia i Abihò sy i Elehazara ary i Itamara.
Malagasy Bible 1865
Ny anaran'ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba lahimatoa sy Abiho ary Eleazara sy Itamara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao ny anaran’ireo zanakalahin’i Arona: I Nadaba lahimatoa, i Abiho, i Eleazara ary Itamara.
malagasy
Ny anaran'ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba lahimatoa sy Abiho ary Eleazara sy Itamara.