Numbers 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Merary indray, araka ny fianakaviany, dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokon’ny levita, araka ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany, dia i Moholỳ sy i Môizy. Ireo no fokon’i Levỳ araka ny fokom-pianakaviany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Izy valo lahy ireo no ipoiran’ny tariky ny Levita araka ny fianakaviambeny avy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon'ny Levita, araka ny fianakaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Merary indray, araka ny fianakaviany, dia i Maly sy i Mosy. Ireo no fokon’ny levita, araka ny fianakaviany.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon'ny Levita, araka ny fianakaviany.