Numbers 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’i Gersona, ny fianakavian’ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fianakavian’ny Gersonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fokon’i Lebnỳ sy ny fokon’i Semeì dia avy amin’i Gersôna ka atao hoe fokon’ny Gersônita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Gersôna no razan’ny Gersônita izay misy tarika roa, dia ny Libnita sy ny Simehita.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'i Gersona ny fokon'ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon'ny Gersonita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’i Gersona, ny fianakavian’ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fianakavian’ny Gersonita.
malagasy
Avy tamin'i Gersona ny fokon'ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon'ny Gersonita.