Numbers 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia dimanjato sy fito arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voaisa tamin’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, ny voaisa dia dimanjato amby fito arivo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia nahatratra 7 500.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nalamina, araka ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, dia diman-jato amby fito arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia dimanjato sy fito arivo.
malagasy
Ary izay nalamina, araka ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, dia diman-jato amby fito arivo.