Numbers 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, avy eo andrefany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo ivohon’ny Fonenana, amin’ny lafiny andrefana, no nitobian’ny Gersônita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita.
Malagasy Bible 1865
Ny fokon'ny Gersonita dia hitoby eo ivohon'ny tabernakely, dia eo andrefany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely*, avy eo andrefany.
malagasy
Ny fokon'ny Gersonita dia hitoby eo ivohon'ny tabernakely, dia eo andrefany.