Numbers 3:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohan’ny fianakavian’ny Gersonita dia i Eliasafa, zanak’i Laela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny filohan’ny fianakavian’ny Gersônita dia i Eliefaza zanak’i Laela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Eliasafa zanakalahin’i Laela no filoham-pianakaviamben’ny Gersônita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny fianakavian'ny Gersonka dia Efiasafa, zanak'i Laela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohan’ny fianakavian’ny Gersonita dia i Eliasafa, zanak’i Laela.
malagasy
Ary ny lohan'ny fianakavian'ny Gersonka dia Efiasafa, zanak'i Laela.