Numbers 3:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anjara raharahan’ireo zanak’i Gersona eo amin’ny tranolay fihaonana dia ny tabernakely, ny lay, ny rakotra eo aminy, ny varavarana lamba amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny trano lay fihaonana dia izao no niadidian’ny zanak’i Gersôna: ny Fonenana sy ny trano lay, ny rakony, ny varavarana lamba izay ao amin’ny fidiran’ny trano lay fihaonana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niandraikitra ny amin’ny Tranolay fihaonana no raharahan’i Gersônita; dia ny Fonena-masina, ny lay, ny firakony, ny lambam-baravaran’ny Tranolay fihaonana,
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjara-raharahan'ny zanak'i Gersona eo amin'ny trano-lay fihaonana dia ny tabernakely sy ny lay sy ny firakony sy ny varavarana lamba amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anjara raharahan’ireo zanak’i Gersona eo amin’ny tranolay fihaonana dia ny tabernakely, ny lay, ny rakotra eo aminy, ny varavarana lamba amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*,
malagasy
Ary ny anjara-raharahan'ny zanak'i Gersona eo amin'ny trano-lay fihaonana dia ny tabernakely sy ny lay sy ny firakony sy ny varavarana lamba amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana,