Numbers 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fefy lamba amin’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fefy lamban’ny kianja, sy ny vavahady lamba amin’ny kianja izay manodidina ny Fonenana sy ny ôtely, ary ny kofehy rehetra ilaina aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fefilamban’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny kianja izay manodidina ny Fonena-masina sy ny alitara, ary ny tadin’ny lay. Nisahana ny fikarakarana rehetra momba ireny ny Gersônita.
Malagasy Bible 1865
ary ny fefi-lamban'ny kianja sy ny vavahady lamba amin'ny vavahadin'ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fefy lamba amin’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.
malagasy
ary ny fefi-lamban'ny kianja sy ny vavahady lamba amin'ny vavahadin'ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehy rehetra momba azy.