Numbers 3:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina, dia eninjato sy valo arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra dia 8.600 no isany, izay niandraikitra ny fiambenana ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 8 600. Ireo no mpikarakara ny Fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina, dia enin-jato amby valo arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara raharaha momba ny fitoerana masina, dia eninjato sy valo arivo.
malagasy
Ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, izay mpitandrina ny anjara-raharaha momba ny fitoerana masina, dia enin-jato amby valo arivo.