Numbers 3:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fianakavian’ny zanak’i Kehata dia hitoby eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny Fonenana no nitobian’ny fokon’ny zanaka lahin’i Kaata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoby teo amin’ny lafy atsimon’ny Fonena-masina ny Kehatita.
Malagasy Bible 1865
Ny fokon'ny zanak'i Kehata dia hitoby eo amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fianakavian’ny zanak’i Kehata dia hitoby eo amin’ny lafiny atsimo amin’ny tabernakely.
malagasy
Ny fokon'ny zanak'i Kehata dia hitoby eo amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely.