Numbers 3:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohan’ny fianakavian’ny Kehatita dia i Elizafana, zanak’i Oziela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny filohan’ny foko iavian’ireo fianakavian’ny Kaatita, dia Elisafàna zanak’i Oziela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Elisafàna zanakalahin’i Hoziela no filoham-pianakaviamben’ny Kehatita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny fianakaviana amin'ny fokon'ny Kehatita dia Elisafana, zanak'i Oziela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohan’ny fianakavian’ny Kehatita dia i Elizafana, zanak’i Oziela.
malagasy
Ary ny lohan'ny fianakaviana amin'ny fokon'ny Kehatita dia Elisafana, zanak'i Oziela.