Numbers 3:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehiben’ireo lohan’ny levita dia i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, izay lehiben’ireo mpitandrina ny anjara raharaha ny amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona no lehiben’ny filohan’ny Levita, ka izy no mpitandrina an’ireo miandraikitra ny fiambenana ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Elehazara, zanakalahin’i Aharôna mpisorona, no filoha faratampon’ny Levita; izy no mpiandraikitra ireo olona mikarakara ny fanompoana ao amin’ny Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehiben'ny lohan'ny Levita dia Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, izay lehiben'ny mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny fitoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehiben’ireo lohan’ny levita dia i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, izay lehiben’ireo mpitandrina ny anjara raharaha ny amin’ny fitoerana masina.
malagasy
Ary ny lehiben'ny lohan'ny Levita dia Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, izay lehiben'ny mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny fitoerana masina.