Numbers 3:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’i Merary, ny fianakavian’ny Malita sy ny fianakavian’ny Mosita. Ireo no fianakavian’i Merary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fokon’ny Moholita sy ny fokon’ny Mosita dia avy amin’ny Merarỳ, ka ireo no fokon’ny Merarita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Merarỳ no razan’ny Merarita izay nisy tarika roa dia ny Mahilita sy ny Mosita.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'i Merary ny fokon'ny Malita sy ny fokon'ny Mosita; Ireo no fokon'i Merary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’i Merary, ny fianakavian’ny Malita sy ny fianakavian’ny Mosita. Ireo no fianakavian’i Merary.
malagasy
Avy tamin'i Merary ny fokon'ny Malita sy ny fokon'ny Mosita; Ireo no fokon'i Merary.