Numbers 3:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia roanjato sy enina arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roan-jato amby enina arivo no isan’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia 6 200.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nalamina, araka ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, dia roan-jato amby enina arivo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaisa, araka ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia roanjato sy enina arivo.
malagasy
Ary izay nalamina, araka ny isan'ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra, dia roan-jato amby enina arivo,