Numbers 3:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohan’ny fianakavian’i Merary dia i Zoriela, zanak’i Abihaila. Ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny filohan’ny foko iavian’ny fianakavian’i Merarỳ, dia i Soriela zanak’i Abihaiela. Eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny Fonenana no nitobian’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tsoriela zanakalahin’i Abihaîla no filoham-pianakaviamben’ny Merarita. Nitoby teo amin’ny lafy avaratry ny Fonena-masina izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny fianakaviana amin'ny fokon'i Merary dia Zoriela, zanak'i Abihaila; ireo no hitoby eo amin'ny lafiny avaratra amin'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohan’ny fianakavian’i Merary dia i Zoriela, zanak’i Abihaila. Ireo no hitoby eo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tabernakely.
malagasy
Ary ny lohan'ny fianakaviana amin'ny fokon'i Merary dia Zoriela, zanak'i Abihaila; ireo no hitoby eo amin'ny lafiny avaratra amin'ny tabernakely.