Numbers 3:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo andrin’ny kianja manodidina sy ny faladiany, ny tsatòkan-day ary ny kofehy momba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny andry manodidina amin’ny kianja, ny faladiany, ny tsîmany, ary ny kofehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola izy ireo koa no niandraikitra ny andry manodidina ny kianja masina mbamin’ny faladiany sy ny tsatòka ary ny tady.
Malagasy Bible 1865
ary ny tsangantsangan'ny kianja manodidina sy ny faladiany sy ny tsimany ary ny kofehiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo andrin’ny kianja manodidina sy ny faladiany, ny tsatòkan-day ary ny kofehy momba azy.
malagasy
ary ny tsangantsangan'ny kianja manodidina sy ny faladiany sy ny tsimany ary ny kofehiny.