Numbers 3:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Isao ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Zanak’Israely hatramin’ny iray volana no ho miakatra ka alao isa araka ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Alao isa ny lahy matoa rehetra amin’ny zanak’i Israely, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, ka isao ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Isao ny lahimatoa rehetra, eo amin’ny Israelita, dia izay feno iray volana no ho miakatra, ka ataovy lisitra ny anarany:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Alamino ny lahimatoa rehetra eo amin'ny Zanak'Isiraely hatramin'ny iray volana no ho miakatra, ka alao isa ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Isao ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Zanak’Israely hatramin’ny iray volana no ho miakatra ka alao isa araka ny anarany.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Alamino ny lahimatoa rehetra eo amin'ny Zanak'Isiraely hatramin'ny iray volana no ho miakatra, ka alao isa ny anarany.