Numbers 3:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisain’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisain’i Môizy araka ny nandidian’i Iaveh azy, ny lahy matoa rehetra tamin’ny zanak’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisain’i Mosesy araka ny nandidian’ny TOMPO azy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israelita,
Malagasy Bible 1865
Dia nalamin'i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisain’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Dia nalamin'i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah azy.