Numbers 3:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lahimatoa rehetra izay nisaina, araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia telo amby fitopolo sy roanjato sy roa arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nisy 22.273 ny lahy matoa rehetra voaisa, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, nisaina araka ny anarany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izay feno iray volana no ho miakatra; ka nahatratra 22 273 ny fitambarany araka ny lisitry ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lahimatoa rehetra, araka ny anarany tsirairay hatramin'ny iray volana no ho miakatra, izay nalamina avy taminy dia telo amby fito-polo sy roan-jato sy roa arivo sy roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lahimatoa rehetra izay nisaina, araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, dia telo amby fitopolo sy roanjato sy roa arivo sy roa alina.
malagasy
Ary ny lahimatoa rehetra, araka ny anarany tsirairay hatramin'ny iray volana no ho miakatra, izay nalamina avy taminy dia telo amby fito-polo sy roan-jato sy roa arivo sy roa alina.