Numbers 3:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao ny levita ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Zanak’Israely, ary ny biby fiompin’ny levita ho solon’ny biby fiompiny. Ahy ny levita. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alao ny Levita ho solon’ny lahy matoa rehetra amin’ny zanak’i Israely; ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompiny koa, ka dia ho Ahy ny Levita; Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Atokano ho Ahy ny Levita ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita fa Izaho no TOMPO; dia tahaka izany koa, ny biby fiompin’ny Levita no ho solon’ny voalohan-teraky ny biby fiompin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Alao ny Levita ho solon'ny lahimatoa rehetra eo amin'ny Zanak'Isiraely; ary ny biby fiompin'ny Levita ho solon'ny biby fiompiny: Ahy ny Levita; Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao ny levita ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Zanak’Israely, ary ny biby fiompin’ny levita ho solon’ny biby fiompiny. Ahy ny levita. Izaho no TOMPO.
malagasy
Alao ny Levita ho solon'ny lahimatoa rehetra eo amin'ny Zanak'Isiraely; ary ny biby fiompin'ny Levita ho solon'ny biby fiompiny: Ahy ny Levita; Izaho no Jehovah.