Numbers 3:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny fanavotana ireo telo amby fitopolo sy roanjato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely, izay mihoatra noho ny isan’ny levita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny avotr’ireo lahy matoa 273 amin’ny zanak’i Israely, izay mihoatra isa noho ny Levita,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fanavotana ny lahimatoa miisa 273 eo amin’ny Israelita, izany hoe ireo lahimatoa izay nihoatra tamin’ny isan’ny Levita,
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny fanavotana ireo telo amby fitopolo sy roanjato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely, izay mihoatra noho ny isan’ny levita,
malagasy
Ary ny amin'ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita,