Numbers 3:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hakanao sekela dimy isan’olona; araka ny sekela masina no hakanao azy, gera roapolo ny sekela iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia sikla dimy isan’olona no horaisinao aminy, ka araka ny sikla masina, izay gerà roapolo avy, no handraisanao azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hakanao sekela dimy isan’olona; ka araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina, izany hoe sekela iray milanja folo grama, no hangalanao azy.
Malagasy Bible 1865
dia hangalanao sekely dimy isan-olona; araka ny sekely masina no hangalanao azy (gera roa-polo ny sekely iray).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hakanao sekela dimy isan’olona; araka ny sekela masina no hakanao azy, gera roapolo ny sekela iray.
malagasy
dia hangalanao sekely dimy isan-olona; araka ny sekely masina no hangalanao azy (gera roa-polo ny sekely iray).