Numbers 3:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homenao an’i Arona sy ireo zanany ny vola ho fanavotana an’ireo mihoatra isa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary homenao an’i Aarôna sy ny zanany ny vola, ho avotr’ireo mihoatra ny isan’ny Levita.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homenao an’i Aharôna sy ny zanany io vola io ho avotr’ireo lahimatoa mihoatra isa ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia homenao an'i Arona sy ny zanany ny vola ho avotr'ireo mihoatra isa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homenao an’i Arona sy ireo zanany ny vola ho fanavotana an’ireo mihoatra isa ireo.
malagasy
Dia homenao an'i Arona sy ny zanany ny vola ho avotr'ireo mihoatra isa ireo.