Numbers 3:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy dia nandray ny vola avotr’ireo izay nihoatra tamin’ny isan’ireo voaavotry ny levita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’i Môizy ny vola avotr’ireo nihoatra isa ka navotan’ny Levita;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangonin’i Mosesy ny vola avotra izay nomen’ireo mihoatra isa noho ny voaavotry ny Levita ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nandray ny vola izay avotry ny nihoatra isa noho ny voavotry ny Levita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy dia nandray ny vola avotr’ireo izay nihoatra tamin’ny isan’ireo voaavotry ny levita;
malagasy
Ary Mosesy nandray ny vola izay avotry ny nihoatra isa noho ny voavotry ny Levita;