Numbers 3:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely no nandraisany ny vola, dia sekela dimy amby enimpolo sy telonjato sy arivo, araka ny sekela masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka sikla 1.365, araka ny sikla masina, no vola noraisiny tamin’ny lahy matoan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vola denàry 1 365 no voaangony tamin’ny lahimatoan’ny Israelita, araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina;
Malagasy Bible 1865
tamin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely no nandraisany ny vola, dia sekely dimy amby enim-polo sy telon-jato sy arivo, araka ny sekely masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely no nandraisany ny vola, dia sekela dimy amby enimpolo sy telonjato sy arivo, araka ny sekela masina.
malagasy
tamin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely no nandraisany ny vola, dia sekely dimy amby enim-polo sy telon-jato sy arivo, araka ny sekely masina;dia nomen'i Mosesy an'i Arona sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin'i Jehovah, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.