Numbers 3:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’i Mosesy an’i Arona sy ireo zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin’NY TOMPO, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Môizy an’i Aarôna sy ny zanany izany vola avy amin’ny fanavotana izany, araka ny tenin’i Iaveh, dia araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia natolotr’i Mosesy an’i Aharôna sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny didy nampitain’ny TOMPO tamin’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
dia nomen'i Mosesy an'i Arona sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin'i Jehovah, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’i Mosesy an’i Arona sy ireo zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin’NY TOMPO, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
dia nomen'i Mosesy an'i Arona sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin'i Jehovah, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.