Numbers 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanatony ny fokon’i Levy ka atsangano eo anatrehan’i Arona mpisorona mba hanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: «Ampanatony ny fokon’i Levì, ka apetraho eo anatrehan’i Aarôna mpisorona mba hanao ny raharahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Asaivo manatona ny fokon’i Levỳ ka apetraho eo ambany fahefàn’i Aharôna mpisorona mba hanampy azy.
Malagasy Bible 1865
Ento ny firenen'i Levy hanatona, ka ampitoero eo anatrehan'i Arona mpisorona mba hanompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanatony ny fokon’i Levy ka atsangano eo anatrehan’i Arona mpisorona mba hanampy azy.
malagasy
Ento ny firenen'i Levy hanatona, ka ampitoero eo anatrehan'i Arona mpisorona mba hanompo azy.