Numbers 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitandrina ny anjara raharahan’i Arona sy ny anjara raharahan’ny fiangonana manontolo eo anoloan’ny tranolay fihaonana izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no hiadidy ny zavatra rehetra iandraiketan’i Aarôna, sy iandraiketan’ny fiangonana rehetra, eo anoloan’ny trano lay fihaonana; ka hanatanteraka ny fanompoana momba ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anoloan’ny Tranolay fihaonana no hanatanterahany ny asany ho an’i Aharôna sy ho an’ny fiangonana manontolo, ka hanaovany ny fanompoana ao amin’ny Fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Dia hitandrina ny anjara-raharahan'i Arona sy ny anjara raharahan'ny fiangonana rehetra eo anoloan'ny trano-lay fihaonana izy, ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitandrina ny anjara raharahan’i Arona sy ny anjara raharahan’ny fiangonana manontolo eo anoloan’ny tranolay fihaonana* izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely*.
malagasy
Dia hitandrina ny anjara-raharahan'i Arona sy ny anjara raharahan'ny fiangonana rehetra eo anoloan'ny trano-lay fihaonana izy, ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely.