Numbers 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitandrina ny fanaka rehetra momba ny tranolay fihaonana sy ny anjara raharahan’ny Zanak’Israely izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no hiadidy ny fanaka rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana, sy izay rehetra tsy maintsy hiandraiketan’ny zanak’i Israely; izany no hanatanterahany ny fanompoana momba ny Fonenana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiandraikitra ny fanaka rehetra momba ny Tranolay fihaonana izy ary ho vonona hanompo ny Israelita ka hanatanteraka izany ao amin’ny Tranolay.
Malagasy Bible 1865
Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan'ny Zanak'Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitandrina ny fanaka rehetra momba ny tranolay fihaonana sy ny anjara raharahan’ny Zanak’Israely izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely.
malagasy
Dia hitandrina ny fanaka rehetra momba ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahan'ny Zanak'Isiraely izy ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely.