Numbers 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homenao an’i Arona sy ireo zanany lahy ny levita, fa efa nomena azy mihitsy avy amin’ny Zanak’Israely ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatolotrao ny Levita ho an’i Aarôna sy ny zanakalahiny: dia ho voatolotra mihitsy ho azy izy ireo eo amin’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa homenao an’i Aharôna sy ny zanany ny Levita; eny, homenao azy marina tokoa avy amin’ny Israelita ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary homenao an'i Arona sy ny zananilahy ny Levita; efa nomena azy mihitsy avy amin'ny Zanak'Isiraely ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homenao an’i Arona sy ireo zanany lahy ny levita*, fa efa nomena azy mihitsy avy amin’ny Zanak’Israely ireo.
malagasy
Ary homenao an'i Arona sy ny zananilahy ny Levita; efa nomena azy mihitsy avy amin'ny Zanak'Isiraely ireo.