Numbers 30:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely izany, araka izay rehetra efa nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy araka izay rehetra nandidian’i Iaveh azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita izay rehetra nandidian’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely izany, araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely izany, araka izay rehetra efa nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy
Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely izany, araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy.