Numbers 30:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’ny voadin’ny vehivavy maty vady na ny efa nisaorana kosa dia manan-kery izay rehetra namehezany tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voady nataon’ny vehivavy maty vady na voasaotra, izay famehezan-tena rehetra namehezany ny tenany, dia raikitra ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa ny voadin’ny vehivavy maty vady na nisara-panambadiana kosa dia mitoetra ara-dalàna.
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny voadin'ny vehivavy maty vady na ny efa nisaorana kosa, dia tsy afaka izay rehetra namehezany ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’ny voadin’ny vehivavy maty vady na ny efa nisaorana kosa dia manan-kery izay rehetra namehezany tena.
malagasy
Fa ny amin'ny voadin'ny vehivavy maty vady na ny efa nisaorana kosa, dia tsy afaka izay rehetra namehezany ny fanahiny.