Numbers 30:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy vehivavy manambady kosa ka mivoady na mianiana mamehy tena tamin’ny voady
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ao an-tranon’ny lahy no nivoady ny vehivavy nanao famehezan-tena tamim-pianianana namehezany ny tenany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Kanefa ataovy hoe misy vehivavy mbola ao an-tranom-badiny no maningo-tena mivoady na mianiana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nisy vehivavy nivoady tao an-tranon'ny vadiny, na nianiana namehy ny fanahiny hifady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy vehivavy manambady kosa ka mivoady na mianiana mamehy tena tamin’ny voady
malagasy
Ary raha nisy vehivavy nivoady tao an-tranon'ny vadiny, na nianiana namehy ny fanahiny hifady,