Numbers 30:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorianan’ny nandrenesany azy dia izy no hitondra ny heloky ny vavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha atỳ aorian’ny andro nandrenesany izany izy vao manafoana azy, dia izy no hitondra ny heloky ny vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha aorian’ny andro nandrenesany izany kosa ny lahy no hanapa-kevitra hanafoana izany, dia izy no hovesaran’ny heloky ny vadiny.
Malagasy Bible 1865
Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorian'ny andrenesany azy, dia hitondra ny heloky ny vavy izy. Ireo no lalàna izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin'ny ray sy ny zananivavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorianan’ny nandrenesany azy dia izy no hitondra ny heloky ny vavy.
malagasy
Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorian'ny andrenesany azy, dia hitondra ny heloky ny vavy izy.Ireo no lalàna izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin'ny ray sy ny zananivavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy.