Numbers 30:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’ireo lohan’ny fokon’ny Zanak’Israely i Mosesy hoe: Izao no teny izay nandidian’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’ny lohan’ny fokon’i Israely i Môizy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’ireo filohan’ny foko israelita i Mosesy ka nampita izao baikon’ny TOMPO izao:
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niteny tamin'ireo lohan'ny firenen'ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Izao no teny izay nandidian'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’ireo lohan’ny fokon’ny Zanak’Israely i Mosesy hoe: Izao no teny izay nandidian’NY TOMPO:
malagasy
[Lalàna ny amin'ny hahatanterahana ny voady sy ny hanafoanana azy] Ary Mosesy niteny tamin'ireo lohan'ny firenen'ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Izao no teny izay nandidian'i Jehovah: