Numbers 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manambady izy ka misy voady efa nataony na misy teniteny foana nataon’ny molony ka namehezany ny tenany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha hampakarina izy ka efa voasingotry ny voadiny na ny teny tsy voahevitra naloaky ny vavany izay namehezany ny tenany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ataovy indray hoe kosa misy tovovavy maningo-tena mivoady na mianiana foana tsy amim-piheverana, kanefa manambady atỳ aoriana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha manam-bady izy ka misy voady efa nataony, na misy teniteny foana nataon'ny molony, izay namehezany ny fanahiny hifady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manambady izy ka misy voady efa nataony na misy teniteny foana nataon’ny molony ka namehezany ny tenany,
malagasy
Ary raha manam-bady izy ka misy voady efa nataony, na misy teniteny foana nataon'ny molony, izay namehezany ny fanahiny hifady,