Numbers 31:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tanàna rehetra izay nonenany sy ny tobiny rehetra dia nodoran’izy ireo tamin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodorany avokoa ny tanàna rehetra teo amin’ny tany nonenany, mbamin’ny tobiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nodorany avokoa ny tanàna rehetra nonenany sy nitobiany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tanànany rehetra izay teo amin'ny fonenany sy ny tobiny rehetra dia nodorany tamin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tanàna rehetra izay nonenany sy ny tobiny rehetra dia nodoran’izy ireo tamin’ny afo.
malagasy
Ary ny tanànany rehetra izay teo amin'ny fonenany sy ny tobiny rehetra dia nodorany tamin'ny afo.