Numbers 31:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka noentiny tany amin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely teo an-toby, tany Arbota-Moaba izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nentiny ny sambotra, ny zavatra voaroba sy ny babo ho any amin’i Môizy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’i Israely rehetra teo an-toby, teo an-dohasahan’i Moaba, akaikin’i Jordany tandrifin’i Jerikô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nentiny tany amin’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona ary ny fiangonana israelita teo an-toby tao amin’ny lemak’i Môaba, amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao.
Malagasy Bible 1865
dia nentiny tany amin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka noentiny tany amin’i Mosesy sy i Eleazara mpisorona ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely teo an-toby, tany Arbota-Moaba izay eo amoron’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
malagasy
dia nentiny tany amin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely teo an-toby, teo Arbota-moaba, izay eo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko.