Numbers 31:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tezitra tamin’ny mpifehy ny miaramila i Mosesy, dia tamin’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, izay avy nanafika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tezitra i Môizy tamin’ny mpitari-tafika, dia ireo tomponarivo sy tompon-jato, avy any amin’ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra tamin’ireo filohan’antokon-tafika sy filohan’andian-tafika izay avy nanafika i Mosesy,
Malagasy Bible 1865
Ary tezitra tamin'ny mpifehy ny miaramila Mosesy, dia tamin'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, izay avy tany an-tafika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tezitra tamin’ny mpifehy ny miaramila i Mosesy, dia tamin’ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, izay avy nanafika,
malagasy
Ary tezitra tamin'ny mpifehy ny miaramila Mosesy, dia tamin'ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, izay avy tany an-tafika,