Numbers 31:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valio noho ny nataony tamin’ny Zanak’Israely ny Midianita, ary rehefa afaka izany dia hangonina any amin’ny razanao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Valio amin’ny Madianìta ny nataony tamin’ny zanak’i Israely: rehefa afaka izany dia hangonina any amin’ny razanao ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Faizo ny Midianita noho ny ratsy izay nataony tamin’ny Israelita; aorian’izany, dia ho faty tahaka ireo razanao ianao.
Malagasy Bible 1865
Valio ny Midianita noho ny nataony tamin'ny Zanak'Isiraely; ary rehefa afaka izany, dia hangonina any amin'ny razanao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valio noho ny nataony tamin’ny Zanak’Israely ny Midianita, ary rehefa afaka izany dia hangonina any amin’ny razanao ianao.
malagasy
Valio ny Midianita noho ny nataony tamin'ny Zanak'Isiraely; ary rehefa afaka izany, dia hangonina any amin'ny razanao ianao.