Numbers 31:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Eleazara mpisorona tamin’ireo mpanafika, izay efa tany amin’ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Eleazara mpisorona tamin’ny lehilahy mpiantafika rehetra izay nandeha tany an’ady: «Izao no tapaky ny lalàna nandidian’i Iaveh an’i Môizy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Elehazara mpisorona tamin’ny miaramila nandray anjara tamin’ny fanafihana: –Izao no fepetran-dalàna izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Eleazara mpisorona tamin'ny mpanafika, izay efa tany amin'ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian'i Jehovah'an i Mosesy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Eleazara mpisorona tamin’ireo mpanafika, izay efa tany amin’ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy:
malagasy
Ary hoy Eleazara mpisorona tamin'ny mpanafika, izay efa tany amin'ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian'i Jehovah'an i Mosesy: