Numbers 31:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sasao koa ny fitafianareo amin’ny andro fahafito dia hadio ianareo, koa rehefa afaka izany vao mahazo miditra ao amin’ny toby ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sasao ny lambanareo amin’ny andro fahafito; dia hadio ianareo, ka hahazo miditra amin’ny toby rehefa afaka izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sasao ny fitafianareo amin’ny andro fahafito, dia hadio ianareo ka hahazo miditra ao an-toby amin’izay.
Malagasy Bible 1865
Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sasao koa ny fitafianareo amin’ny andro fahafito dia hadio ianareo, koa rehefa afaka izany vao mahazo miditra ao amin’ny toby ianareo.
malagasy
Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo.